Les « trano falafa » sont les maisons traditionnelles de la partie Est de Madagascar. Elles se trouvent sur tout le long de la Route Nationale 5. Elles sont construites entièrement par les villageois et fabriquées à partir de bois et de feuilles qu’ils vont chercher directement dans la forêt.
Anisan’ny mampiavaka ny faritra Atsinanan’ny Nosy ny trano falafa. Amin’ny lalam-pirenena fahadimy no tena ahitana azy ireny. Vita avy amin’ny hazo ny vatany ary ny tafo kosa avy amin’ny ravim-potsy. Ireo lehilahy eo an-tanà na ihany no maka ny akora ilaina any anaty ala ary manamboatra ny trano falafa hipetrahan’izy ireo.