Le fisiky (les tenues vestimentaires, en français) des « sakalava » de la région du Menabe a pris sa place dans la culture malgache, influencé par les changements socio-économiques et les échanges culturels avec les immigrants comoriens. Issu de cette révolution vestimentaire, le port du « lambahoany », par exemple, est devenu un rite propre aux funérailles et aux grandes fêtes malgaches. D’autre part, le « Kilalaky » est aussi une danse typique du Menabe. Mais, que veut dire le mot « kilalaky » et quelle est la particularité de cette danse ?
Nivoatra nanaraka ny fotoana ny fitafin’ny sakalavan’ny Menabe, ao amin’ny faritra Atsimo Andrefan’ny Nosy. Anisan’ny nitondra fiovana tamin’ny fomba fiakanjon’izy ireo ny nidiran’ny mpihavy avy any Comores. Nanomboka teo dia nandray ny lambahoany ho fisiky izy ireo. Ny kilalaka ihany koa dia anisan’ny hahafantarana io faritra atsimo andrefana io. Inona ary no tena dikany ary inona koa no mampiavaka azy amin’ny dihy hafa. Hitondra fanazavana i Tsiliva.