L’humour est un moyen de partage de joie. Il est aussi un moyen d’expression. A tout moment, il peut faire son apparition, là où la conversation est lancée. Cela implique d’accorder une certaine attention afin de ne pas toucher la sensibilité de son interlocuteur. A Madagascar, la plupart des blagues et des sketchs s’inspirent de la vie quotidienne, de la politique ou de l’amour. Souvent présenté de manière directe, l’humour s’affiche aussi en mime. César le Grand et Finengo Mahasaky, deux jeunes humoristes malgaches nous en parlent dans Sandrify.
Ny hatsikana dia fomba iray hizarana hafaliana no sady azo anehoana hevitra ihany koa. Ampiasaina amin’ny karazana fotoana maro ny hatsikana saingy mila mitandrina fandrao handratra olona. Matetika miainga amin’ny resaka fitiavana sy manodidina ny fiainana andavanandro ny karazana hatsikana fandre eto Madagasikara. Indraindray amin’ny endrika tsy tena mivantana fa indraindray sahisahy kokoa. Miresaka mikasika ny tontolon’ny hatsikana eto Madagasikara io i César le Grand sy i Finengo Mahasaky, tanora mpanao hatsikana.