Le Sandratra fait partie des éléments culturels propres à la Région Androy. Pour certains, il est généralement pratiqué pour et pendant les événements positifs et importants, par exemple, lors d’une circoncision. Pour d’autres, c'est avant la demande de bénédiction et les sacrifices aux ancêtres qu’ils ont recours au Sandratra. Cependant, pour ce faire, il y a des étapes spécifiques à suivre et à respecter, comme transpercer directement la gorge d’une chèvre à l’aide d’une lance pour faire couler son sang. Le but du Sandratra étant d’honorer et de remercier le tout puissant, selon Fabrice étudiant en sciences sociales, cette fête peut être célébrée pendant des jours, en fonction des moyens financiers de la famille organisatrice de l’événement. Quant au Famahy, c'est une tradition qui se focalise sur les relations sociales et l’accueil chaleureux des visiteurs ou de la famille qui viennent honorer l’événement. Sahirantsoa Rehodo Raymond, également étudiant en sciences sociales, nous parle de ce rite culturel.
Sandratra dia kolontsaina nentin-drazana ao amin’ny faritra Androy. Atao amin’ny fotoana fifaliana, mandritry ny famorana ohatra. Misy fomba amam-panao tsy maintsy tandrovina anefa mialoha ny hanaovana sandratra. Toy ny fanalefonana ny tendan’ny osy avy hatrany izay atao sorona ka ny rà latsaka no sotroin’ilay olona atao sandratra. Eo no misaotra ny avo sy mangataka tsodrano amin’ny razana ilay olona atao sandratra. Iny no atao hoe sandratra hoy i Fabrice, mpianatra siansa sosialy. Mety haharitra andro maromaro ny fankalazana ny sandratra arakaraka ny harenany haren'ny fianakaviana mpikarakara. Ny tapany faharoa amin'ny fandaharana, hifantoka amin’ny valin-tanana rehefa mandray vahiny tonga mitsidika na fianakaviana tonga mamangy. Izay no atao hoe famahy ary hilaza amintsika mombamomba an'io kolotsaina io Sahirantsoa Rehodo Raymond, mpandalina ny siansa sosialy.