Chaque région de l’île possède un élément traditionnel qui lui est propre. Cette fois, Noelson Andriniaina, membre du FIMPIMA Antsiranana, nous parle des particularités culturelles du lambahoany dans les zones côtières et Rakotomalala Michel, traditionnaliste, nous partage quelles sont les valeurs du lamba landy.
Samy manana ny lamba nentim-paharazana mampiavaka azy ny faritra tsirairay eto amin’ny Nosy. Ho amin’ny anio, hiresaka ny momba ny hasin’ny lambahoany i Noelson Andriniaina, mpikambana ao @FIMPIMA Antsiranana. Rakotomalala Michel, mpandala fomban-drazana kosa hanazava ny lanjan’ny lambalandy.