Tout mannequin constitue un modèle qui défile pour promouvoir une marque qu’il s’agisse d’habillement, d’accessoires de mode ou de produits de beauté. Il doit apprendre à défiler sur un podium avec grâce et classe. Afin de balancer le rythme des pas et la mise en scène, des techniques spécifiques doivent être suivies à la lettre. Mais ce n’est pas tout, les mannequins portent des habits qui sortent parfois de l’ordinaire, pendant les défilés. Emy Ga, styliste nous explique cela dans l’émission.
Mitana ny anjara fototra amin’ny fanamasahana ny fampirantina akanjo ny mpilatro. Mba hanantanterahana izany anefa dia manaraka fandeha mirindra izy ireo. Inona ary ireo teknika tokony harahina mba hampirindra izay fandeha izay ? Mandritra ny filatroana, ampanaovina ny mpampiakanjo fitafiana miavaka be amin’ny andavandro ny mpilatro. Fa maninona ary no akanjo tsy fanao amin’ny andavandro no matetika ampirantina ? Manazava ny momba izay, mpiangaly bikan’ankanjo iray fantatra amin’ny anarana hoe Emy Ga.