De plus en plus de jeunes filles s’intéressent à la guitare basse, parmi elles, Moria Randrianantenaina. Cela fait à peu près 6 ans qu’elle joue de cet instrument longtemps réservé aux hommes. Moria n’a pas spécialement suivi des cours de musique. Selon elle, c’est les échanges avec d’autres musiciens qui l’ont aidé à progresser.
Azo atao tsara ny mampiana-tena amin’ny lafiny mozika. I Randrianantenaina Moria izao tsy nianatra manokana momba ny fitendrena gitara beso saingy 6 taona teo izy izay no efa nitendry an’io zava-maneno. Ny fiarahana amin’ny hafa hoy izy no tena mampivoatra.