COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Getty image
Le bananier, une plante indispensable dans les rituels Malgaches.

Le bananier, symbole de respect dans la culture malgache

Le bananier avec ses feuilles, son fruit et son tronc se retrouve dans quasiment la plupart des rituels malgaches, que ce soit lors des circoncisions, des cultes aux ancêtres et aussi pendant les mariages traditionnels. C’est le symbole de respect selon le tradipraticien, Jhonny Rakotondranaly. Dans un entretien qu’il nous a accordé, l’orateur Jean Noël Rakotondramanana expliquera également les rituels nécessaires pour une pose de pierre de fondation à la malgache.


Ankoatra ny maha voankazo be otrik’aina ny akondro dia isan’ny tsy misaraka amin’ny fomba malagasy ihany koa ny fampiasana azy na an-kasohavana na an-karatsiana. Ohatra amin’izany izao rehefa lanonam-panambadiana dia matetika atao vavahady iny vatan’akandro miaraka amin’ny raviny iny. Ho an’ny fahafatesana kosa indray, alevina solon’ireo olona very faty izany. Fa inona anefa ny tena hevin’izay ? Araho ato anaty fandaharana Sandrify miaraka amin’ny mpanandro sady mpahay fomban-drazana, Rakotondranaly Jhonny ny valin’izay. Zarain’ny mpikabary sady mpahay fomban-drazana Rakotondramanana Jean Noël amintsika ato ihany koa ireo fomba fanao rehefa hiady fototra trano teo amin’ny Malagasy.

Studio Sifaka · 2020-11-23_Fandaharana-SANDRIFY-BANANIERS-ET-POSE-PIERRE
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter