Comme les autres pays, Madagascar a également sa propre façon d’utiliser les unités de mesure. Pour ce qui est de la longueur, dans l'île, l'habitude est de se servir des mains et des pieds. Quant à la hauteur, les Malgaches se référent par rapport au corps, c'est-à -dire en allant des chevilles vers la poitrine, selon le tradipraticien Jhonny Rakotondranaly. En deuxième partie, le président des tradipraticiens, Josephin Andriandrainarivo nous explique ce qu'il en est de la signification de la couleur rouge dans la culture malgache.
Nanana ny fomba fandrefesany manokana ny Malagasy fahiny. Rehefa handrefy halavana ohatra dia mampiasa tongotra na tanà na : irainjehy, dia. Tahaka izany koa ny elanelana ka ampiasà na ny kitrokely na ny tratra, araka ny fanazavana entin'i mpanandro sady mpahay fomban-drazana, Rakotondranaly Jhonny. Ao amin'ny tapany faharoa no hampahafantarana ny dikan'ny lokomena eo amin'ny fomba sy fanao. Hita eny amin’ireo doany, trano manara, sy amin’ny toerana manan-kasina eto Madagasikara ity loko ity. Mety ho lamba izy io na akoho na omby atao sorona ihany koa. Manambara fiandrianana sy hasina ity loko ity raha ny nambaran’ny filoha nasionalin’ny mpitsabo netim-paharazana Andriandrainarivo Josephin ato anatin’ny fandaharana Sandrify.