COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Vahatra
Vahatra, jeune chanteur malgache apprécié par les jeunes.

Vahatra, l’artiste qui promeut différents dialectes malgaches à travers ses chansons

Vahatra a côtoyé le monde de l’art depuis son jeune âge. Avec 14 ans d’expérience dans la musique, il s’est davantage fait remarquer après sa participation à une émission de téléréalitéDepuis, ses morceaux s’écoutent et s’interprètent un peu partout dans l’île.

Jusqu’ici, l’artiste a sorti plus d’une dizaine de singles qui cartonnent à chaque diffusion, sans avoir abouti à un album. D’ailleurs, même si des projets ont été envisagés au courant de cette année, la situation sanitaire ne lui a pas permis de les réaliser. « On n’a pas pu atteindre notre objectif à cause du confinement », déclare Vahatra. Il renchérit « pas de spectacles, ni d’enregistrement en studio, et même les tournages de clips ont été suspendus ». Son groupe a quand même profité de cette pause pour nourrir sa créativité.


Studio Sifaka · 2020-11-29_Fanadihadiana-ARISTE-VAHATRA

Anisan’ny zavatra mampiavaka an’i Vahatra ny fiangaliana hira amin’ny fiteny maro manerana ny nosy. Isany tanjony ny hampita hafatra amin’ny alalan’ny fiteny akaiky ny mpankafy azy. Fotoana lava rahateo no efa niakarany an-tsehatra sy namoronanay hira.

Nilomano tanaty zavakanto fony mbola zaza i Vahatra ary efa mananika ny faha 14 taonan’ny nidirany tamin’ny hira izy ankehitriny. Taorian’ny nandraisany anjara tamina fifaninanan-kira tamina fahitalavitra teto an-toerana anefa no tena nalaza I Vahatra. Re sy ankafizin’ny olona maro manerana ny nosy ny hirany ankehitriny.

Raha efa mihoatra ny folo ny hira novokariny hatreto dia mbola tsy namoaka raki-kira ity mpanakanto ity. Nanana tetikasa ihany ny tarika ho an’ity taona 2020 ity saingy vokatry ny fihibohana dia tsy tanteraka izany. “Foana ny seho nokasaina hatao, tsy nandeha namokatra hira tanaty studio eny fa na ny horonantsary nokasaina natao aza naato”, hoy I Vahatra. Nanararaotra ihany anefa ny tarika nikolokolo ny fahaiza-mamorona nandritra izay fotoana lavalava nitsaharana tamin’ny asa izay

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter