COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Studio Sifaka
Le koba en bûche est le mariage de la culture malgache avec la culture européenne.

Les innovations et tendances culinaires pour ce noël 2020

  • Mofomamy na bûche de Noël amin’ny koba : efa mahazatra ny olona ny mihinana ity mofomamy ity rehefa krismasy tahaka izao. Tsy kolotsaina malagasy anefa ny bûche de noël. Tanora mpanao mofomamy iray, Mahery Nantenaina isan’ireo nanambatra ny bûche de Noël amin’ny kolotsaintsika tamin’ny alalan’ny koba. Izany hoe sady misy koba no misy mousse ary norakofana sokola.

 

  • Isaan’ny sakafo manamarika ny krismasy ihany koa ny sokola. Manaraka lamaody ihany koa izy ireny. Fotsy na volotany no lokony fahita matetika. Fa efa ampiasana loko hafa toy ny mavo, mena ihany koa ny sokola.

 

  • Ny akoho amamborona matetika no andrahoina rehefa fety tahaka izao. Fa misy kosa ireo misafidy ny hinanana sakafo hafa toy ny foie gras.

 

  • Ankoatran’ireo dia misy ireo misafidy ny tsy hahandro sakafo ao antrano fa hamonjy ireny buffet eny amin’ny toeram-pisakafoanana. Fantaro ato anatin’ity fandaharana manokana ity ireo sakafo natolotry toeram-pisakafoanana sasany

Studio Sifaka · 2020 - 12 - 23 EMISSION SPECIALE GRP 4

  • Koba en bûche de noël : la bûche de noël est devenue une tradition à Madagascar même si ce n’est pas une culture malgache. Mahery Nantenaina, un jeune pâtissier malgache figure parmi ceux qui ont eu l’idée d’associer cette tradition avec la culture malgache en créant le koba en bûche de noël. Cette bûche est composée, de koba, de mousse et d'enrobé de chocolat.

 

  • Noel rime avec chocolat. Et pour cette année, les chocolats en couleurs sont les plus en vogue.

 

  • Chaque fois, les volailles sont les plats les plus appréciés en période de fête. Noël n’est pas en reste. Cependant, certaines personnes choisissent d’autres plats comme le foie gras.

 

  • Découvrez également dans cette émission les plats proposés par certains restaurants pour noël.

 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter