Fety natao hamalifaliana ny ankizy ny fetin’ny krismasy. Samy manana ireo fanomezana iriny ho azo avy izy ireo amin’izao fety izao.
Handehandeha hijery ireo jiro eny Antaninarenina, ho any Tsimbazaza, hiasa hangataka. Ireo no fandaharam-potoan’ireo ankizy mirenireny eny andalam-be amin’ity krisimasy ity.
Zava-dehibe ho an’ny mpianatra ny fisian’ireny fetin’ny Noely any am-pianarana ireny. Afaka mankalaza ny Noely toy ny ankizy rehetra ohatra ireo tsy mba afaka manao izany any an-trano noho ny tsy fananana.
Ireo sarimihetsiky ny noely 5 natao ho an'ny ankizy.Â
Noël est une fête spéciale pour donner de la joie aux enfants. Et s’ils avaient l’occasion de demander un cadeau au Père Noël, ce serait quoi ?
Les enfants de rue passeront Noël à travailler et à se balader à la découverte des parcs ou des villages de noël au centre-ville.
Les fêtes de Noël organisées à l’école sont très attendues par les enfants. Cela permet notamment à ceux qui n’ont pas les moyens d’organiser une fête à la maison, de vivre à peu près la même chose que les autres enfants.
Top 5 de film de Noël à (re)découvrir avec les enfants.