COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Njara Marcel
Njara Marcel et son équipe concoctent un nouveau clip, qui sera bientôt dans les bacs.

Njara Marcel : le parcours d’un artiste au rythme de la fusion traditionnelle

Originaire de Moramanga, Njara Marcel a choisi le genre musical fusion traditionnelle. Benjamin d’une famille de douze enfants, Njara Marcel aimait chanter depuis son enfance et sa passion l’a poussé à approfondir la musique. Son goût pour la guitare et les percussions n’est pas venu seul, ses parents l’ont orienté. Ensuite il a appris en autodidacte quand il a quitté la maison familiale. À part la musique, il aime aussi faire la cuisine, il a même suivi une formation de trois ans en hôtellerie et restauration à Antsirabe.


Studio Sifaka · 2020-12-20_Fanadihadiana-ARTISTE NJARA MARCEL

Zanaky Moramanga i Njara Marcel, mpanakanto mivoy ny gadona fusion traditionnelle, tsy miala eny am-pelatanany ny gitara, izay ahafataran’ny besinimaro azy.

Faralahy amin’ny 12 mianadahy i Njara Marcel ary efa hatramin’ny fahakeliny izy no tia mihira. Isan’ny nandrisika azy hiditra lalina tao anatin’ny mozika ny fianakaviany. Tsy tongatonga ho azy noho izany ny fahaizany mitendry gitara sy ny fikapohana amponga fa teo ireo mpiray tampo aminy nanoro sy nanampy azy. Notohizana tamin’ny fampianaran-tena izany taty ao aoriana rehefa samy niala ny tokantran’ny ray aman-dreniny izy ireo. Ankoatry ny mozika izay efa nampalaza azy dia tia mikarakara sakafo ihany koa ity mpanakanto tanora ity, ary nianatra momba izany nandritry ny telo taona tany Antsirabe.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter