La commune rurale d’Ambohijanaka se trouve à 15km du point kilométrique 0 de la capitale. Il s’agit d’une commune qui renferme bien des histoires et des légendes du passé mais qui est, pour la plupart, méconnue du grand public. La colline d’Ambohitrandriamanitra, le Rova d’Ambohijanaka ou encore le tombeau de Rafohy et Rangita, tous ces vestiges du passé se trouvent à Ambohijanaka gara. Savez-vous d’où vient le nom Ambohijanaka? Eh bien, quand le roitelet Andrianavalonarivo et sa femme résidaient à Ambohitrandriamanitra, ils donnèrent naissance à deux fils Andrianavalomanitsadahy et Andriandahimbolamena. De peur que ses fils n’arrivent  à respecter les divers « fady » et « fomba » exigés dans la localité, le roitelet leur ordonna de s’installer sur d’autre terre, la terre des zanaka, qui devint plus tard Ambohijanaka. Chacun de ces sites culturels raconte une histoire, héritage qui s’est transmis de bouche à oreille à travers les siècles. Rabekoto IV un descendant de la famille royale d’antan nous compte l’histoire d’Ambohijanaka et nous fait part de quelques unes des traditions du Rova.
15 km  miala an’Antananarivo renivohitra no misy an’Ambohijanaka gara. Kaominina iray izay manan-karena ara-tantara.  Ambohitradriamanitra, ny rovan’ Ambohijanaka sy ny fasan’i Rafohy sy Rangita dia samy hita ao an-toerana avokoa. Na ny anarana hoe Ambohijanaka aza dia manana ny tantarany. Raha ny lovan-tsofina nisy andriana antsoina hoe Andrianavalonarivo, izay nipetraka teny Ambohitrandriamanitra ary niteraka an’i Andrianavalomanitsadahy sy Andriandahimbolamena. Noho ny tahotry ny andriana ny amin’ny mety tsy anarahan-janany ny fady sy ny fombafomba izay misy eny ambohitrandriamanitra dia naleony nampifindra monina ireto zanany mirahalahy, izay no nahatonga ilay hoe vohitry ny zanaka, izay lasa Ambohijanaka taty aoriana. Samy manana ny tantara avokoa, na ny rova na Ambohidratandriamanitra na ny fasany Rafohy sy Rangita, fa ho amin’ny anio dia ifantoka bebe kokoa amin’ireo zava-misy sy ny fombafomba tao amin’ny rova an’Ambojijanaka isika miaraka amin’ny Rabekoto IV, taranaka taty aoriana.