Le musée de la science et de la paléontologie ou le musée de Tsimbazaza est un des plus méconnus du grand public. Pourtant riche en histoires et vestiges du passé, ce musée est la preuve « vivante » des marques de l’existence des dinosaures mais aussi du fait que ces grands prédateurs ont habité il y a des milliers d’années de cela à Madagascar. De la formation des continents, aux fossiles de divers grands animaux endémiques de Madagascar, en passant par toutes sortes d’animaux empaillés, encore existant de nos jours, exposés dans les vitrines, le musée regorge d’histoires et de légendes. Le musée de Tsimbazaza renferme aussi, dans son local, des sculptures représentant le quotidien des malgaches des quatre coins de la grande île, des collections de bijoux d’antan et divers autres collections liées à la vie de la population malagasy. Arthur Raeolison, responsable du musée Tsimbazaza nous fait une petite visite guidée de l’établissement.
Ny valan-javaboary sy zava-maniry na ny parc no tena ahafantaran’ny be sy ny maro an’i Tsimbazaza. Misy ihany koa anefa ny mozea izay mitahiry ireo taolam-biby lehibe nisy teto Madagascar taloha tahaka ny dinozaoro sy ny lalomena ohatra. Mizara roa mazava tsara io mozea Tsimbazaza io, ahitana ny vakoka mahakasika ny science naturelle sy ny paléontologie, sy ireo vakoka mifandraika amin’ny fiarahamonina na ny ethnographie. Hita ao an-toerana avokoa ny tantaran’ny nisarahan’ny tany, ny endrika vato manaraka ny fivoaharan’ny biby sy ireo karazana biby voasesika mololo na animaux « empaillé » izay mbola hita ao amin’ny parc Tsimbazaza. Aranty ao amin’ny mozea Tsimbazaza ihany koa ny sary sikotra maneho ny andavan’andrompiainan’ny faritra sasany eto Madagascar, ny karazana haingo sy ravaka fahiny, sy ny fitaovana maro isankarazany nampiasana tamin’izany fotoana.  Raoelison Arthur, tompon’andraikitra voalohany ao amin’ny mozea no hitarika antsika amin’ny fitsidihina ny mozea Tsimbazaza ato anatin’ny sandrify.