COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

© YouTube
Rado Manantsoa dans « Avia ».

La neo soul ou la soul modernisée

Fondé en 2009, le groupe OloBlaky a toujours nagé dans un style musicale mélangeant  le rythme traditionnel malgache avec du roots, du beats ou du tribal. OloBlaky signifie littéralement « Homme noir ». Leurs textes racontent plusieurs aspects de la vie quotidienne des malgaches. Ils donnent également quelques messages de développement personnel et d’amour de la patrie. Cette année, le groupe prévoit de tourner quelques clips vidéo et faire un bilan sur les productions déjà faites.

Le neo soul est un genre musical dérivé de la soul. Par rapport à la soul, le rythme est plus irrégulier. Le mineur 9, c’est l’accord la plus utilisée dans la musique neo soul. Dans les chœurs, on y sent la présence du reggae. Selon Rado Manantsoa, chanteur, la neo soul n’est pas encore très populaire à Madagascar. Il n’y pas de scène dédiée à  cette musique à part les cabarets en soirées. 


Studio Sifaka · 2021-02-15 Fandaharana SANDRIFY - OLOBLAKY & NEO SOUL

Niforona tamin’ny taona 2009 ny tarika OloBlaky. Manao mozika an-dalambe izy ireo ary manafangaro ny gadona malagasy amina roots, beats ary tribal. Lalina sy mety ho saro-takarina indraindray ny tonon’ireo hirany saingy mitantara ireo zava-misy eny amin’ny fiaraha-monina. Isan’ny mibahana anaty tonon-kiran’izy ireo ihany koa ny fitiavan-tanindrazana. Mikasa hanodina sy hamoaka raki-tsary maromaro izy ireo amin’ity taona ity ary hanao jeri-todika ny hira sy ny kanto rehetra efa vita hatrizay.

Gadona iray avy amin’ny « soul » ihany ny « neo soul ».  Manana figadona tsy mitovy kosa anefa ity farany raha mitaha amin’ilay voalohany. Ny Mineur 9 no firindram-peo tena miasa ao anatiny. Isan’ny mampiavaka azy ihany koa ny fahenoana « reggae » any anatin’ny redon-kira. Tsy mbola malaza sy miparitaka tsara eto Madagasikara ny Neosoul. Tsy misy ny sehatra ahafahana mivoy an’io mozika io ankoatry ny eny amin’ny cabaret amin’ny alina.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter