Le baramandraoka est une danse originaire du sud de Madagascar qui se pratique lors des retournements de morts. La danse doit exprimer les mouvements et gestes effectués durant la cérémonie. Marco Klarck est également un chanteur originaire du sud, précisément de Morondava. Ses chansons sont la fusion de la musique beko et de la musique moderne. Plus de détails dans l’émission Sandrify.
Ny baramandroaka dia dihy avy any amin’ny faritra atsimon’i Madagasikara izay fanao rehefa famadihana. Mampiseho ny fihetsika rehetra mandritra ny famadihana ity dihy ity. Mpihira avy any amin’ny faritra atsimon’ny nosy ihany koa i Marco Klarck, avy any Morondava. Miangaly ny gadona beko izy saingy mifangaro amin’ny mozika ankehitriny. Araho ao anatin’ny fandaharana Sandrify ny mikasika izay.