La musique électronique est un genre musical né dans les années 50. Elle regroupe tous les types de musique conçus sur ordinateur ou à l’aide d’instruments électroniques. La musique électronique a évolué dans le temps et a permis l’apparition de nouveaux genres plus calmes et plus doux comme le lofi, le trapchill ou le jazzhop. Playloud, producteur de musique malgache et international en parle dans Sandrify.
Ny mozika elektronika dia niforona tany amin’ny taona 50 tany. Tafiditra ao anatin’ny atao hoe mozika elektronika avokoa ireo mozika rehetra novokarina tamin’ny alalan’ny solosaina. Nivoatra hatrany ny mozika elektronika ka taty aoriana dia nipoitra ny karazany somary milamina sy miangolangola toy ny lofi, ny trapchill ary ny jazzhop. I Playloud, mpamokatra hira eto Madagasikara sy ho an’ny any ivelany no hiresaka mikasika izay ao anatin’ny fandaharana Sandrify.