Dans la région Androy, les traditions sont encore en vigueur et très respectées par la communauté. Par exemple, les habitants ne reconnaissent l’adoption d’un enfant que si le demandeur procède à des négociations au niveau de la famille de l’adopté. Le protocole d’adoption varie en fonction des liens de parenté entre le demandeur et la famille de l’enfant. En outre, chez les Antandroy, la polygamie est une des traditions encore pratiquées et acceptées par tous. rEn effet, les hommes peuvent se marier autant de fois qu’ils le veulent. Toutefois, ils doivent tout d’abord passer un accord avec leur première femme et avoir l’aval de celle-ci. En général, en guise de reconnaissance, cette dernière peut réclamer des zébus, des chèvres, de l’argent, ou de l’or à son mari pour avoir son consentement. Gildas Ernest Kotonirina, tradipraticien de la culture Antandroy raconte les particularités de la culture Antandroy.
Any amin’ny faritra Androy dia zava-dehibe ny fanajana an’ireo fomba eo anivon’ny fiarahamonina. Raha ny fananganan-jaza ohatra dia tsy maintsy mahazo tso-drano avy amin’ny ray be sy reny be an’ilay zaza ireo mpanangana vao eken’ny fiarahamonina ilay fanjanahana. Ireo fomba fantao amin’izany anefa dia miankina amin’ny rohim-pihavanana amin’ny mpangataka sy ny fianakiavan’ilay zaza. Anisan’ny kolontsaina mampiavaka ny Atandroy ihany koa ny fanekena ny fampirafesana. Mahazo mampiakabady maro araka izay tiany ny lehilahy raha toa ka mahavita manonitra ireo didy izay apetraky ny vadiny. Mety ho omby, osy, vola, na volamena izany. Tsy maintsy mahazo alalà na avy amin’ny vadiny anefa ilay lehilahy hampiakatra vao afaka manaraka io fomba io. Mitantara ny mampiavaka an’ireo fomba roa ireo i Kotonirina Gildas Ernest, mpahay fomba Atandroy.