Le terme « fisasana » peut se traduire par l’action de se laver. C’est une tradition malgache tenue par la famille du défunt après l’enterrement. Le principeconsiste à se purifier dans une rivière. A Antananarivo, cette tradition est toujours maintenue chez certaines familles. Cependant, les différentes régions de Madagascar n’ont pas les mêmes rituels durant le « fisasana ».Â
A Nosy-Be, la première étape du fisasana se fait en se lavant avec de l’eau et du miel juste après avoir enterré le défunt. Dans la région Atsinanana, les proches du défunt nettoient le tombeau et ses alentours une semaine après l’enterrement. Cette tradition est le début du deuil, peu importe la localité et les rituels. Concernant le deuil, cela ne doit pas dépasser la période du fisasana explique l’orateur, Rado Havozomy.Â
Ny fisasana dia fiandohan’ny fisaonana. Ho an’ny eto Antananarivo dia amin’ny alalan’ny fanasana ireo lamban’ny maty eny amin’ny renirano no endriky ny fanatanterahiana azy. Any Nosy-Be indray dia vantany vao vita ny fandevenana no manasa tanana amin’ny rano sy tantely. Miseho amin’ny endrika roa kosa izany ho an’ny any amin’ny faritra Atsinanana. Voalohany, izay avy nandray ny razana dia tsy maintsy manasa tanana amin’ny toaka gasy. Faharoa, manadio sy manamboatra ny fasana ny manodidina herinandro aorian’ny fandevenanana. Mikasika ny fisaonana indray dia tsy tokony hihoatra ny fotoanan’ny fisasana izany hoy ny mpikabary Rado Havozomy. Saingy miankina amin’ny tsirairay izany.