Lire des mangas ou regarder des animés sont bien plus que des divertissements pour les jeunes. Ces productions japonaises permettent de découvrir et de connaître davantage la culture nippone. Sarah et Nirina et Anjia nous partagent comment elles se sont appropriées cette culture. Sarah se passionne pour la cuisine japonaise. Les ingrédients sont accessibles et coûtent moins chers, dit-elle. Tout le monde peut préparer des plats japonais chez soi. D’ailleurs, elle nous donne quelques recettes dans l’émission. Quant à Nirina et Anjia, elles nous montrent des astuces pour s’habiller à la japonaise.
Mahafantatra bebe bebe kokoa momba ny kolontsaina japone rehefa mamaky tantara an-tsary japone na manga, sy mijery sary miaina japone na animé. Mitantara ny fomba fampiharany amin’ny andavanandro izany kolontsaina japone izany i Sarah sy i Nirina sy Anjia. Ny an’i Sarah, mirona kokoa any amin’ny fanaovana lakozia ny fankafizany. Mora hita ireo laro ary mora ny vidiny eto amintsika. Afaka mikarakara sakafo japone daholo isika. Mizara ny iray amin’ireo fomba fahandro izy ato amin’ny fandaharana. I Nirina sy Anjia kosa hizara ny fomba fiakanjon’ireo tanora zazavavy any Japon.