Apparitions, manifestations, fantômes et autres esprits font partie intégrante de la culture malgache. Ce sont les esprits des personnes décédées qui ne sont pas encore transformés en « Zanahary », c’est-à -dire en dieu et qui se manifestent à cause d’un sacrilège. Nous, êtres vivants ainsi que les esprits, nous trouvons tous dans le même monde, selon les explications de Josephin Andriandrainarivo, président de l’association « Manda atao aron’ny maha gasy ». Nous pouvons éviter ces apparitions en respectant les « fady » des lieux. Pour tout remettre à sa place, il faut des rituels. Toky Gérard, auteur de théâtre radiophonique, nous explique comment il donne leurs caractéristiques aux fantômes et esprits dans les scènes de théâtre radiophonique.
Angatra, matoatoa, avelo, ao anatin’ny kolontsaina malagasy daholo izany. Fanahin’olona maty izay mbola tsy lasa Zanahary ireo no mimpoitra noho ny ota fady natao tamina toerana iray ohatra. Tontolo iray ihany no misy antsika sy ireo fanahy araka ny fanazavana nataon’i Andriandrainarivo Josephin, filohan’ny fikambana « Manda atao aron’ny maha gasy ». Azontsika sorohina ireny fisehoana ireny amin’ny fanarahana ireo fady amin’ilay toerana. Mba hamerenana azy amin’ny laoniny, misy ireo fombafomba fanao amin’izany. Etsy an-daniny, manazava kosa i Toky Gérard, mpanoratra tantara amin’ny onjam-peo, ny amin’ny fanomezany toetra an’ireo matoatoa sy fanahy any anaty tantara.