Les mystères comme les fantômes ou les esprits ont leur place dans la culture malgache. Dans certains quartiers, des histoires et des légendes naissent après que les gens se transmettent de bouche à oreille les manifestations dont ils étaient témoins. Andriandrainarivo Josephin, président de l’association « Manda atao aron’ny mahagasy », explique que la profanation d’un lieu est l’origine de ces manifestations. D’un côté, les contes ont également leur origine.Â
Dans la deuxième partie, Malanjaona Rakotomalala, anthropologue, professeur émérite à l’Institut national des langues et civilisations orientales (Inalco, Paris) nous explique ses théories concernant le conte de Ikotofetsy sy Imahaka.
Manana ny anjara toerany tokoa ireny fisehoana matoatoa na fanahy ireny amin’ny kolontsaina malagasy. Any amin’ny tanana sasany, misy tantara sy honohono mimpoitra avy amin’ireo fitantaran’olona zavatra hafahafa niainany. Manazava i Andriandrainarivo Josephin, filohan’ny fikambanana « Manda atao aron’ny mahagasy » fa ny tsy fanajana toerana iray manan-kasina no mahatonga ireny fisehoana ireny. Etsy an-daniny, mizara amintsika ny heviny momba izay ao ambadiky ny tantaran’Ikotofetsy sy Imahaka i Malanjaona Rakotomalala, mpampianatra mpikaroka momba ny haifiarahamonina sy ny kolontsaina ao amin’ny « Institut national des langues et civilisatons orientales » ao Parisy.