COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Groupe Belongo
Hermann Robert Rambelosoanarivo, fondateur du groupe Belongo, en pleine performance.

Le « tôkatôka » ou la poésie Betsimisaraka

Ny tôkatôka dia laha-bolana Betsimisaraka entina hanehoana ireo andavanandron’ny mponina. Natao hanentanana ny mpiara-belona amin’ny zavatra tokony hovaina eo amin’ny fiaraha-monina ihany koa. Raha ny fanazavan’ny mpanoratra sady filoha lefitry ny fikambanan’ny mpanakanto ao Toamasina, Soloniaina Tafita Johnny, dia rehefa vory vahoaka, na an-kafaliana, na an-karatsiana, no tena fanaovana ny tôkatôka. 

Mikasika ny zava-kanto avy any amin’ny faritra izay ihany dia misy ny tarika Belongo avy any Toliara no mivohy ny gadona avy any an-toerana. Ny mampiavaka azy dia ny fanafangaroany izany amin’ny gadona vahiny toy ny rock sy ny funk. 


Studio Sifaka · 2021 - 03 - 23 Fandaharana SANDRIFY - TÔKATÔKA & BELONGO

Le « tôkatôka » est une poésie Betsimisaraka utilisée pour illustrer le quotidien de la société. Il a également été créé pour sensibiliser les citoyens sur la réalité de la société. Le tôkatôka se pratique généralement lors des rassemblements, selon les explications de l’écrivain et vice-président de l’association des artistes de Tamatave, Soloniaina Tafita Johnny.

Concernant la culture dans les autres régions de Madagascar, le groupe Belongo figure parmi les artistes natifs de Tuléar, ayant choisi le genre musical traditionnel de la région. La particularité de ce groupe c’est l’association de la musique du Sud avec du rock et du funk.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter