Les Å“uvres littéraires malgaches sont uniques en leur genre. Dans Sandrify, en compagnie de très jeunes écrivains malgaches, nous allons tenter de comprendre comment ils choisissent les genres littéraires et les figures de style dans leurs Å“uvres. Ils soutiennent, par exemple, que vers ou poésies n’impliquent pas nécessairement la présence de rimes mais essentiellement de tons. Par ailleurs, ces écrivains expliquent également que l’art oratoire, le fameux « kabary » ne s’enseigne pas.Â
Kanto ny asa soratra malagasy. Mety ho boky, mety ho tononkalo, mety ho tantara sy ny maro hafa izay asa soratra izay. Fa inona tokoa moa izany ny antony hilazana foana hoe kanto ny asa soratra malagasy ? Singa voalohany mahakanto azy ny hainteny sy haiteny ary singa faharoa ny sarinteny. Ka mikasika ireo indrindra ary dia hazavain’ny mpanoratra tononkalo ato anatin’ny fandarahana sandrify ohatra fa tsy araka ny fiheveran’ny maro azy, tsy voatery misy rima avokoa ny tononkalo rehetra.Â