COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

Les contes malgaches regorgent d'histoires de sirènes et de sorcières.

La structure narrative des contes et l’origine de l’histoire d’Ikotofetsy et Imahakà

La structure narrative des contes suit les mêmes étapes pour tous les pays. Mais à Madagascar, la culture locale fait en sorte que la narration ne se fasse pas de façon directe. Pour les contes malgaches également, il faut que les histoires contiennent des leçons de vie et qu’elles soient attrayantes, selon la conteuse Rakemba. En ce qui concerne l’origine de l’histoire de Ikotofetsy sy Imahakà, elle ressemble de près aux histoires des « Contes des mille et une nuits », d’après les explications de Malanjaona Rakotomalala, Malanjaona Rakotomalala, anthropologue, professeur émérite à l’Institut national des langues et civilisations orientales (Inalco, Paris).


Studio Sifaka · 2021-04-15_Fandaharana-SANDRIFY-HISTOIRE-POUR-ENFANT-IKOTOFETSY-SY-IMAHAKA

Manara-drafitra ny famolavolana ny angano hoy i Rakemba, mpitantara angano. Ny mampiavaka ny angano malagasy amin’ireo any ivelany dia amin’ny kolontsaina malagasy misy ny atao hoe fady ary tsy tantaraina amin’ny fomba mivantana ny tantara. Ny angano malagasy ihany koa dia tsy maintsy mifono anatra ary atao izay mahaliana azy hoy hatrany i Rakemba. Momba ny niavian’ny tantaran’Ikotofetsy sy Imahakà indray, araka ny fanazavana nataon’i Malanjaona Rakotomalala, mpampianatra mpikaroka momba ny haifiarahamonina sy ny kolontsaina ao amin’ny « Institut national des langues et civilisatons orientales » ao Parisy, dia mitovy amin’ireo tantara sy angano avy any Arabika izy ity na ireo antsoina hoe « Contes des mille et une nuits. »

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter