COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Julia Volk
Le zébu est souvent sacrifié lors de rituels à Madagascar.

Le diorama et l’importance du sang sacrificiel

 Ny diorama dia sary mivoitra. Diorama mifono ny tantaran’ny fivoaran’ny tanàna teto Imerina, no novokarin’i Dedem Ranaivoarilala, mpahay tantara sy mpanao sary hosodoko ary koa sary mivoitra. Ny tao-trano na koa ny tanàna vita amin’ny akora hita eto Madagasikara no arafiny, mba hampitainy ny tantara amin’ny tanora, amin’ny alalan’ny fampirantiana mampiseo ny mampiavaka ny tanàna eto Imerina.

« Ny ra dia fototry ny aina, entina midio sy ialana amin’izay tsy nety teo aloha » hoy i Rainibozy, mpahay fomba sy mpahay teny malagasy. Ampiasaina ny ra rehefa misy ny fanavaozana sy fanamafisana ny fifanarahana, na fanekena na fanorenana atao. Amin’ny lanonana malagasy, ny ran’omby kosa dia manan-danja, noho izy heverina fa madio kokoa raha oharina amin’ny biby hafa. Ankehitriny mipetraka ho fahalalana tsotra ny fomba fandatsan-dra fa tsy dia ampiharina hanavaozana ny fiaraha-monina malagasy firy intsony izany ankehitriny, kanefa tokony hitondra any amin’ny fampivoarana, mba tsy hifono famitahana sy fivadihan-dela, hoy hatrany i Rainibozy.


 

Studio Sifaka · 2021 - 07 - 27 Fandaharana SANDRIFY NY LANJAN NY FANDATSAHANDRA

Dedem Ranaivoarilala, historien et peintre maquettiste, adepte du diorama, s’inspire de l’histoire du développement de l’Imerina dans ses œuvres. Il se sert de matériels et d’accessoires tous disponibles à Madagascar pour réaliser ses créations, à partir desquelles il compte intéresser la jeunesse, pour qu’elle connaisse l’histoire et l’originalité de l’Imerina.

Lors de grandes fêtes malgaches, le sang sacrificiel revêt une importance capitale. Le sang versé symbolise le départ à zéro, l’annulation du mauvais karma pouvant peser sur une personne, une communauté et même sur toute la nation, selon Rainibozy, spécialiste en traditions malgaches et linguiste. Le zébu est l’animal choisi par excellence pour les sacrifices car il est considéré comme le plus pur des animaux. Lui d’affirmer qu’un retour aux sources via le sang sacrificiel pourrait aider Madagascar à mieux se développer.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter