Les zébus sont des animaux sacrés pour les Antemoro, explique Delphin, représentant de l’ethnie Antemoro au sein de l’association Gasyko. Cet animal est utilisé dans les rituels de purification avant le mariage, dans les funérailles à travers le « lofo », ou pour les  circoncisions.
On dit qu’une personne a un « vintana mahery », lorsque celle-ci est née un mardi. Pour nos ancêtres, le mardi est un jour négatif ou un « andro ratsy », explique le traditionnaliste Eris Rabedaoro. Nos ancêtres avaient également l’habitude de consulter les « vintana » pour 5 principaux grands évènements de leur vie,à savoir : le mariage, la circoncision, la construction d’une maison ou d’un tombeau et aussi avant d’entreprendre un commerce.
Â
Biby manan-kasina sy mamaritra ny maha Malagasy ny omby, ho an’ny foko Antemoro. Maro ireo fomba hampiasana azy toy ny ala-fady, fanomezana ho an’ny mpanjaka, « lofo » na «sambatra ».
Misy karazana andro rehefa hipetrahana vintana iray dia mahery kokoa- ,ahaka ny olona teraka asimbola nefa teraka talata.Talata izay andro ratsy ho an’ny malagasy hoy Eris Rabedaoro, mpandalina fomba malagasy. Ho an’ny malagasy ny hoe « mahery vintana » matetika dia mirona mankany amin’ny ratsy kokoa. Fotoana lehibe dimy no tena hilà na fijerena vintana ho an’ny malagasy fahiny : ny fanambadiana, ny fanaovana hasoavana, fanaovana trano sy fasana ary fanorenana orinasa.