COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

Du kabary Betsileo en plein air.

Le kabary Betsileo et le kabary ambany kily

Le kabary Betsileo définit les us et coutumes de la région Haute-Matsiatra. Le directeur de l’association des orateurs malgaches à Fianarantsoa soutient que le kabary Betsileo est propre à la région Fianarantsoa. Dans sa structure, son originalité se définit par la diction du discours sous un accent Betsileo bien prononcé, agrémenté d’un vocabulaire propre à la région Haute Matsiatra. Il est d’usage de porter le lamba, un satro bory et d’avoir une canne sur soi, lors d’une joute oratoire.

Le kabary ambany kily ou sous un tamarinier, à son tour, est propre à la région Atsimo. Les Vezo y ont recours en cas de litige entre voisins, comme le fait qu’un zébu foule les terres d’un autre et détruit ses cultures. Dans ces cas de figure, une joute oratoire se fait entre le plaignant et le propriétaire de zébu, sous un tamarinier, pour excuser les mauvais agissements de l’animal, faire preuve de respect envers les autres et s’excuser.

 


Studio Sifaka · 2021-09-02_Fandaharana SANDRIFY - KABARY BETSILEO SY KABARY AMBANY KILY

Raha ny filazan’ny tonian’ny fikambanana ny mpikabary malagasy ao amin’ny faritanin’i Fianarantsoa, Rakotonirina Adamarilala dia ao Fianarantsoa no betsaka mampiasa ny kabary Betsileo. Misy rafitra manokana ny ao anatin’izany. Ny figadon’ny feo sy ny voambolana ampiasaina dia mirakitra ny mampiavaka ny kabary Betsileo ao amin’ny faritra Matsiatra Ambony. Marihina fa ny sokela dia mila fitafiana lamba marevaka ihany koa, ary tsy adino ny satroka sy ny fitazomana tehana.

Rehefa misy voina eo anivon’ny fiarahamonina dia fomba ny manao kabary ambany kily na koa ny fifanantonana amin’ny ray aman-dreny any faritra Atsimo hitandrovana ny fihavanana sy ampirindrana ny fiarahamonina. Raha ny fanazavan’i Toumy, mpahay kabary sy mpikambana ao amin’ny Foko 18 eto Madagasikara, ny olobe eo amin’ny tanàna no tokony antonina rehefa misy olana, handravonana izany sy hifandaminana. Ohatra amin’izany ny fidiran’ny omby anaty vala misy tompony, izay mety manimba ny voly efa ao, ka tazomin’ny tompon’ny vala ny omby noho ny fahasimban’ny valany raha toa ka tezitra izy.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter