Qu’est-ce que l’art contemporain ?
Qu’est-ce qui le différencie des autres formes d’art qu’on a connu ?
Comment les artistes et les amateurs d’art à Madagascar se l’approprient ?
Nous parlons de tout cela dans l’émission Sandrify d’aujourd’hui.
Inona ny antsoina hoe hainkanto manaraka ny vanim-potoana ankehitriny ?
Inona ny mampiavaka azy amin’ny endriky ny hainkanto efa nisy teo aloha ?
Manahoana ny fandraisan’ny mpanao kanto sy ny mpitia kanto an’izany eto Madagasikara ?
Ireo indray no resahintsika ao anatin’ny Sandrify anio.