Fanaovana akanjo mainty, firavaka vy, volo lava, tevika, mitondra moto Harley Davidson no matetika hamaritana ireo mpankafy ny gadona mavesatra, na rock io na métal. Eo amin’ny fomba famoronana hira, ny zava-maneno ampiasaina aminy ary ny karazana feo ao anatiny no maha samihafa azy ireo, hoy Poon Andrianiaina, mpitendry gitara amina tarika mpivohy ny gadona rock.
Toy ny ahoana kosa ny atao hoe vazo miteny ? i Samoela no hanazava izany amintsika, ato amin’ny tapany faharoan’ny fandaharana.
Porter des vêtements sombres, des bijoux en métal, avoir des cheveux longs et des piercings, conduire une Harley Davidson est souvent la définition des fans ou des artistes de heavy metal ou de rock. C’est au niveau musical que se dessinent les différences. Suivez les explications d’un guitariste de groupe de rock, Poon Andrianiaina.
Mais qu’est-ce qui fait la définition des chansons à texte ? Samoela nous explique cela dans la deuxième partie de l’émission.