COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Smiley.toerist
Antsirabe est appelée la ville d’eau.

Antsirabe, la ville d’eau et le « titike » à Ranohira

Andranobe, Andraikiba, Andranovisy, Andranomafana, Andranomanelatra. Antsirabe, la capitale du Vakinankaratra est connue pour être la ville d’eau. Ces noms de quartiers sont utilisés comme éléments culturels pour rajouter de la valeur dans les joutes oratoires, selon Honoré Rajerison, directeur de l’enseignement du Kabary au Fimpima, Antsirabe.

Toujours dans l’axe sud, Ranohira est une commune rurale indépendante de la région Ihorombe. Elle abrite de nombreux sites naturels de l’Isalo. Le « titike », un contrat verbal ayant pour principe de ne pas voler les biens comme les zébus d’autrui, sous rituel de sacrifice de zébu, faisant partie des us et coutumes de la région, régit la sécurité dans cette localité. Le maire de Ranohira, Mihonjo Andriamampiandra Philipson nous en dit plus.


Studio Sifaka · 2021-12-09 Fandaharana SANDRIFY_RANOHIRA

Andranobe, Andraikiba, Andranovisy, Andranomafana, Andranomanelatra ao Antsirabe, renivohitr’i Vakinankaratra, no be anaran-toerana mifandray amin’ny rano. Raha ara-kolotsaina, entina hanampiana ny hain-teny ampiasaina anaty kabary izany, araka ny fanazavan’i Rajerison Honoré, talen’ny fanabeazam-pirenena Kabary ao amin’ny Fimpima ao Antsirabe.

I Ranohira dia kaominina ambanivohitra ao amin'ny faritr'i Ihorombe. Ao aminy no misy ny valan-javaboarin’Isalo. Ny "titike" dia dina hampifehezana ny fangalarana fanananan'olon-kafa, toy ny omby ao an-toerana. Eo ambanin'ny fombafomba toy ny fanaovana sorona omby ny Titike ary efa lasa fahazarana sy fomba ao amin'ny faritra hisian’ny fandriampahalemana sy hifehezana ny filaminana no antony lehibe. Ny ben’ny tanànan’i Ranohira, Andriamampiandra Philipson Mihonjo, no manazava izany amintsika.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter