Nous avons l’habitude de voir les pirates dans les films sans savoir qu’ils font aussi partie de l’histoire de la Grande-île. Le musée des Pirates est consacré à cela à Antananarivo. Suivez l’émission Sandrify pour en savoir plus.
Anaty horonan-tsary ihany no tena ahitantsika ireny « Pirates » na jiolahintsambo ireny. Fantaro anefa fa tafiditra ao anatin’ny tantaran’i Madagasikara izany. Henoy ny fandaharana « Sandrify » hahalalanao bebe kokoa momba izany.