COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Studio Sifaka
Le "Telo atara" est principalement utilisé pour dormir.

Le « telo atara », pour honorer les invités

Le « telo atara » est une sorte de tapis de natte fait de « vinda », utilisé dans la partie Sud du pays. Selon l'historien Randrianandraina Jacques Modeste, « Atara » vient du nom d'un lac dont la profondeur est inconnue. La longueur de ce tapis varie entre 1 mètre 60 et 1 mètre 70. Il se divise en trois parties dans le sens vertical : les deux côtés ont la même longueur mais le milieu, là où l’on se met, est légèrement plus grand. Il est simple à concevoir et de n'importe quelle couleur que l’on souhaite. Le « telo atara » sert de lit aux invités de marque. Il peut être plié ou enroulé. Pour fabriquer le « telo atara » à partir du « vinda », faire bouillir ce dernier dans une casserole, le colorer puis le faire sécher pendant trois jours, et l’induire d’huile de zébu, explique Mme Jemeny, confectionneuse de « telo atara ».

Studio Sifaka · 2022-01-25_Fandaharana SANDRIFY - TELO ATARA

 

Fitaovana iray fampiasa amin’ny andravanandron’ny olona any atsimo ny telo atara. Araka ny fanazavan’ny mpahay tantara sy fomba Bara, Randrianandraina Jacques Modeste, karazana tsihy vita amin’ny vinda ity telo atara ity. Avy amin’ny anaran’ny dobon-drano lalina tsy hay fantarina ny halaliny ny hoe atara. Raha lava indrindra izany ny telo atara dia eo amin’ny 1 metatra sy 70 eo ary ny fohy indrindra dia eo amin’ny 1 metatra sy 60 eo. Mitovy halava ny sakany roa fa ny eo ampovoany, ilay lafihana, somary ngeza noho ireo. Rariana ny fanamboarana azy ity ary azo atao loko izay tianao hanome hendrika ilay telo atara. Ny vahiny manakaja no matory aminy. Azo hampiasain’ny mpivady ho entina hatoriana raha sendra mamangy olona na misy toerana handehananany koa. Izany hoe azo aforitra na ahorina izy. Alaina ny vinda, ataty ary hozana aorian’ny telo andro rehefa hanamboatra ity telo atara ity, hoy i Ramatoa Jemeny manazava. Andrahoina anaty vilany, asiana loko izay tiana ary hosorana menaka omby ilay vinda avy eo. Atapy amin’ny andro alina izy no tena mety. Maina izy izay vao afaka mandrary.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter