Avec ses copains, Tojo a décidé de jouer de la musique dans la rue, remarquant que les jeunes ne s’intéressaient plus beaucoup à la musique traditionnelle. Il a demandé à un ami de lui apprendre à mieux jouer à la trompette, afin d’être plus performant. Suivez la discussion que nous avons eue avec lui dans Sandrify.Â
Maro ny tanora ankehitriny no tsy mahalala ny mozika malagasy intsony. Izany no nanosika an’i Tojo sy ny tarika izay tarihiny nitsoka mozika eny an-dalam-be izany. Ankoatra ny talenta efa ananany, tsy maintsy nianatra mozika ihany koa anefa izy ary indrindra nisarika ireo namany. Araho ao anatin’ny Sandrify ny resaka nifanaovana taminy.