D-Lain de son vrai nom Ratolojanahary Lalaina, a débuté en tant que choriste. Il a accompagné des artistes de renom à l’instar de Fanja Andrimanatena, Bodo, Poopy, Zay, … Ce n’est qu’en 2017 que cet artiste prit son envol et sortit ses propres singles. Grace à sa voix hors du commun D-Lain a su conquérir le cœur de son public par ses propres chansons.
Raha feo lafika no niantombohon’ny D-lain tamin’ny taona 2005 dia ankehitriny izay dia efa lasa mpanakanto fanta-daza eo amin’ny sehatra iraisampirenena. Ny taona 2017 i Ratolojanahary Lalaina no nandeha irery teo amin’izay sehatry ny hira sy ny mozika izay. Any corse izy no mipetraka amin’izao saingy mivezivezy mankaty Madagasikara ihany ho fanomezana fahafam-po ireo mpankafy azy.
La chanteuse Razafindrakoto Zanamiarintsoa Vonihanta Rosah est une jeune femme bercée depuis sa tendre enfance par la voix de sa mère. Débutant sa carrière en tant que choriste, il y a 8 ans, au côté d’un des grands noms de la musique malagasy, en la personne d'Olombelo Ricky jusqu’à ce jour. Zanamiarintsoa de son nom de scène qu’elle hérite du nom de sa mère a déjà fait son chemin avec plusieurs artistes tels que, Teddy Prézeau, ou encore, Rybota. Cette jeune femme à la voix d’ange accompagne aussi Nate Tex depuis son tout début.
Vao tao am-bohoka i Razafindrakoto Zanamiarintsoa Vonihanta Rosah  dia efa norotsirotsian-dreniny tamin’ny feony, hany ka dia lasa mankafy sy mihira fatratra izy. Efa ho valo taona izay i Zanamiarintsoa no nanao feo lafik’i Olombelo Ricky ka hatramin’izao. Miara miasa amin’i Nate tex hatramin’ny nanombohany nihira ihany koa i Zanamiarintsoa.
Boy Black a sorti son nouvel abum « Tsy Hitambarako », qui est aussi le titre de la chanson ayant fait son succès en 2018. Cet artiste a pour mentor le prince du Rnb Shyn, c’est pourquoi il fait partie de l’équipe du label Makua lahy.
Namoaka Album mitondra ny lohateny hoe "Tsy Hitambarako" i Boy black , io hira ihany koa no nahafantaran’ny be sy ny maro azy tamin’ny taona 2018 . Marihina moa fa ao anatin’ny label Makua i Boy black, ary i Shyn no ray mpiahy azy eo amin’izay tontolon’ny mozika.