COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©susan-lu4esm
Lors du mariage traditionnel à Madagascar, le jeune homme donne surtout honneur à la famille de la jeune fille

Quelles étaient les lois régissant le mariage à Madagascar ?

Jadis, elle était définie par la société elle-même. Il n’y avait pas d’écrit, la tradition se transmettait de bouche à oreille. C’était à l'homme de choisir les règles. Et il avait le droit d’avoir plusieurs épouses en même temps.

En 1881, la reine Ranavalona première a promulgué une loi appelée le "code de 305 articles". A partir de là, il est interdit de tromper, de forcer une partie ou une autre à un mariage, le mariage doit être légalisé. Il y avait ce qu’on appelait « sakaizam-bohitra » ou un responsable matrimonial, auprès de qui on célèbre le mariage, une semaine après le vodiondry. Interdit de faire du concubinage. Sinon, le « sakaizam-bohitra » doit sacrifier 5 zébus et payer 5 ariary. Le couple, quant à lui, paye cent ariary. Sinon, ils doivent aller en prison et payez une amende journalière d'un huitième d'ariary.

La royauté doit être avisée de la séparation.

Studio Sifaka · 2023-02-14_DECRYPTAGE LOI DE MARIAGE - VF

Ohatran’ny ahoana tokoa moa ny lalàna nifehy ny fanambadiana teto Madagasikara ?

Fahiny, ny fiarahamonina ihany no namaritra azy. Tsy voasoratra fa lovan-tsofina no nitondrana azy. Ny lahy no misafidy ny lalàna ka afaka nanana vady maro izy tamin’izany. Nisy koa ny atao vady atolotra.

Ny taona 1881, namoaka lalàna kosa ny Mpanjaka Ranavalona faharoa antsoina hoe “DIMY VENTY TELONJATO”na ny “code des 305 articles”.  Voarara amin’izay ny mampirafy, tsy azo atao antery ny fanambadiana, tsy maintsy misoratra ara-dalàna ka ny sakaizam-bohitra no mpanoratra ny fanambadiana, herinandro aorian’ny vodiondry, voasazy ireo izay manao tokantrano imaso, izany hoe tsy vita vodiondry sy soratra. Mamono omby 5 sy mandoa vola ariary 5 ny sakaizam-bohitra. Izy roa kosa mandoa vola 100 ariary (ariary zato). Raha tsy mahefa izany dia miditra am-ponja ary  mandoa sikajy isan’andro na ampahavalon’ariary. Tsy maintsy hampahafantarina ny fanjakana kosa ny fisarahana.

Ny taona 1884 no nanaovana ny fanambadiana voalohany tao amin’ny Fiangonana tranovato Anatirova. Ka teo vao nanomboka ny toko telon’ny fanambadiana : vodiondry, soratra, fanamasianana.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter