Cette édition de l’émission Sandrify sera consacrée au "verlan". Le verlan est un langage codé que les jeunes utilisent pour parler entre eux. Mais c'est aussi une tendance, explique Jeannot Fils Ranaivoson, linguiste.
Ny teny mivadika na « verlan » no lohahevitra horesahina ao anatin'ity fandaharana Sandrify ity. Entina hanafenana resaka amin’ny hafa ny famadihana teny. Fanarahana lamaody ihany koa anefa mba tsy ho taraiky mihoatra amin’ny hafa, hoy ny mpandalina momba ny teny Ranaivoson Jeannot Fils.