Le « faosa », période entre le mi-février et le mi-mars est encore considéré comme mois maudit pour plusieurs communautés dans l’ethnie Betsileo d’Ambositra. Une période où l’on ne doit pas débuter les bonnes choses, telle que la construction d’une nouvelle maison, ou encore le mariage. Cette croyance est en lien avec des histoires survenues. Bien que certains n’y tiennent plus, beaucoup d’autres respectent encore les interdits pendant le « faosa »
Dans l’ethnie Antambahoaka, les femmes, surtout celles qui viennent d’accoucher suivent des règles particulières. La consommation des fruits de mers ne leur sont permise que deux à 3 semaines après l’accouchement.
Mbola omen-danja ao amin’ny vondron’olona maro ao amin’ny foko betsileo avy any Ambositra ny faosa na volam-padiana. Eo anelanelan’ny volana febroary sy volana martsa izy io, ary zavatra maro toy ny fanorenana trano vaovao na tokan-trano no tsy azo atomboka mandritra izany hoy ireo mpandala fomba malagasy ao an-toerana. Betsaka no efa tsy manaraka azy io intsony ankehitriny. Â
Misy fomba maromaro hatao ny vehivavy tera-bao any amin’ny foko Antambahoaka any. Isan’izany, tsy azony atao ny mihinana hazan-drano mandritra ny 3 herinandro voalohany niterahany. Mila atao fomba manokana, hampandroina izy vao miala ny fady.