COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Misim
Le tatouage en forme de vague pour marquer l’indépendance de Misim à ses 18 ans

L’histoire derrière le tatouage

Le tatouage a déjà existé depuis des siècles. A l’époque, il était utilisé pour des soins. Il désigne également la classe sociale, c’est-à-dire que seuls les rois et les monarques avaient le droit de se faire tatouer. Selon Sleeping Pop, tatoueur, après des décennies, la considération des tatouages a évolué avec les marins. C’est à travers les tatouages que les marins faisaient leurs récits de voyage. Et actuellement, des jeunes malgaches inscrivent leurs histoires à l’ancre des tatouages comme Misim. Elle a marqué son indépendance, à l’âge de 18 ans, avec l’image d’une vague en forme de griffe.

Studio Sifaka · 2023 - 07 - 18 Fandaharana SANDRIFY TATOUAGE HISTORIQUE ET VALEUR CULTURELLE

Efa nisy tamin’ny taonjato taloha ela be tany ny tombokavatsa. Tamin’izany fotoana izany dia natao hitsaboana izy. Mamaritra ny toerana misy ny olona iray ihany koa ny tombokavatsa. Izany hoe ny mpanjaka sy ny olona ambony ihany no afaka nanao azy ity tany amboalohany. Araka ny fanazavan’i Sleeping Pop, mpanao tombokavatsa, taona maro taty aoriana dia nivoatra ny nandraisana ny tombokavatsa niaraka tamin’ireo tantsambo. Tamin’ny alalan’izany tombokavatsa izany no nitantarany ireo lalana nodiaviny. Ankehitriny, misy ireo tanora Malagasy manamarika ny tantarany amin’ny alalani’izay tombokavatsa izay. Isan’izany izao i Misim, nanamarika ny fahaleovan-tenany, tamin’izy feno 18 taona, tamin’ny alalana sarina onja miendrika rangotra.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter