Avant de savoir lire, apprendre l'alphabet est nécessaire. La methode montessori a une façon bien à elle d'apprendre l'alphabet aux enfants. Avec cette methode, les enfants apprennent le son des lettres au lieu de leur nom.
Tsy maintsy nianatra abidia avokoa isika alohan'ny nahaizana namaky teny. Ny fomba montessori dia manana fampianarana manokana an'izay abidia izay. Amin'io fomba io dia ny feon'ny litera no ianaran'ny ankizy fa tsy ny anarany.