Ce Sandrify nous fera découvrir l'histoire entourant la rivière appelée Sambirano et la main d'Ambanja. Le Quatrième roi Tsiaraso apportera l'information.
Elle est très riche en termes d'histoire et de culture, mais elle sert souvent de point de transit lorsqu'on se rend par exemple à Nosy Be, vers la région SAVA ou vers Antsiranana. Elle est la capitale du cacao d'Ambanja et joue un rôle important dans l'économie de la région de Diana.
Hampahafantatra antsika ny tantara manodidina ilay renirano atao hoe Sambirano sy ny tananan’Ambanja ity Sandrify ity. Ny ampanjaka Tsiaraso Fahaefatra no hitondra ny fanazavana amin’izany.
Manankarena be izy io raha tantara sy kolontsaina kanefa matetika atao toerana fandalovana fotsiny ihany raha ho any Nosy Be ohatra na hihazo ny faritra SAVA na ny mankany Antsiranana any. Renivohitry ny kakao Ambanja ary manana anjara toerana lehibe amin’ny toekaren’ny faritra Diana. Â