COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Studio Sifaka
Le groupe Dornasy s’est lancé dans la musique Hôsika depuis quinze ans maintenant

Le Hôsika : à la découverte de la musique traditionnelle Sihanaka

Pour célébrer les moments importants de la vie, comme le mariage ou la circoncision, la musique traditionnelle Hôsika se démarque dans la région Alaotra.

A travers le chant et la danse inchangées depuis des générations, les membres d’une famille qui constitue un groupe rend en même temps hommage aux ancêtres en utilisant leurs instruments d’origine. A savoir l’accordéon et le tambour. Des sauts et des pieds appuyant forts contre le sol, des applaudissements, et des voix résonnants à des mètres plus loin ; du hira gasy à l’ancienne mais très demandé sur place.

Les Dornasy assurent en représentant tous les Sihanaka.

Studio Sifaka · 2023-08-10 Fandaharana_SANDRIFY _ MOZIKA HOSIKA

Ho fankalazana ireo fotoana manan-danja eo amin’ny fiainana, toy ny fanambadiana na ny famorana, dia misongadina any amin’ny faritra Alaotra ny mozika nentim-paharazana Hôsika.

Amin'ny alalan'ny hira sy ny dihy tsy miova nifandimbiasan’ny taranaka tany aloha sy ankehitriny, dia manome voninahitra ny razana amin'ny fampiasana ny zava-maneno tany am-boalohany ny mpikambana ao amin'ny fianakaviana iray izay mivondrona ho tarika iray. Ny aponga sy ny angorodao izany. Ny godogodona sy tongotra manindry mafy amin'ny tany, ny tehaka, ary feo manako metatra maro miala eo ; hira gasy mitazona ny fomba fa malaza any an-toerana.

Ny tarika Dornasy dia misolo tena ny Sihanaka rehetra.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter