Des tissus, des films, différents éléments peuvent être tissés pour avoir un chef d’œuvre, ça Madame Zo l’a compris et a réalisé des œuvres d’art qui lui a valu le prix Paritana en 2020. Selon Elie Ramanankavana, un critique d’art, « Madame Zo est pour moi cet appel à se réapproprier notre identité pour réinventer cette identité-là. ». La valorisation du travail de Madame Zo continue jusqu’à aujourd’hui. A l’exemple de la Fondation H, une plateforme qui soutient la création artistique en Afrique, participe à cette valorisation à travers une exposition de ces œuvres et d’autres activités. Hobisoa Raininoro, responsable de la programmation à la Fondation H explique que la transmission de l’héritage de Madame Zo se fait dès l’accueil des visiteurs va à travers des newspaper jusqu’à la présentation de chaque œuvre.
Maro karazana ireo akora azo tenomina akoatran’ny lamba hahazoana sangan’asa, hain’i Madame Zo tsara no nitrandraka an’izay ka nahazoany ny “Prix Paritana” tamin’ny 2020. Araka ny fanazavana nomen’i Elie Ramanankavana, mpitsikera zava-kanto, « ho ahy, i Madame ZO dia ilay manao antso mba hakantsika manokana ny maha izy azy antsika hahatongavana any amin’ny fanovana amin’ny endriny mivoatra kokoa an’izay maha izy azy antsika izay”. Mitohy mandraka ankehitriny ny fanomezan-danja ny asan’ny Madame Zo. Ary manao izany ny Fondation H amin’izao fotoana izao amin’ny alalan’ny fampirantiana ny sangan’asany. Manazava i Hobisoa Raininoro, tomponandraikim-pandaharana ao amin’ny Fondation H, fa izay fanomezan-danja izay dia miatomboka amin’ny fandraisana am-panajana ireo mpitsidika, ary mandalo amin’ny fanaovana gazety sy fampisehoana ireo sangan’asa izany.