Construit dans l'obscurité de la lune, faite entièrement de pierre, vérifié si le moment où l’on construit la tombe n’entre pas en conflit avec la chance du propriétaire, il existe de nombreux rituels que les gens disent devoir faire lorsqu'ils construisent une tombe. Il y a aussi le fait de déposer un bananier en premier dans la tombe, sinon il y aura beaucoup de mort dans la famille.
Les familles malgaches ont leur propre vision et mise en œuvre des méthodes et traditions qui ont été laissées autour de la construction des tombes. Mais comment cela se passe-t-il réellement et historiquement ? Ranjatohery Harilala, professeur d'histoire et académicien nous expliquera.
Aorina maizim-bolana, atao amin’ny vato iray maontolo, jerena sao mifanipaka amin’ny vintan’ny tompony, maro ireo fombafomba izay lazain’ny olona ho fanao rehefa hanorina fasana. Eo ihany koa ilay hoe asiana vatan’akondro aloha eo amin’ny fandriana raha tsy izay misintona ny fasana ka lasa misy fahafatesana lavareny eo amin’ny fiaiannkaviana.
Samy manana ny fandraisany sy ny fanatanterahany ny fomba sy ireo izay lovan-tsofina tavela manodidina ny fanamboarana fasana ireo fianankaviana malagasy. Fa ahoana kosa ary no tena izy ara-tantara ? Â Ranjatohery Harilala, mpampianatra tantara no sady akademisiana no hanazava amintsika ny mahakasika azy io.