COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Studio Sifaka
Le groupe Feo lors de leur passage au Studio Sifaka.

Sandrify du 04 Février 2020 : Accapella

Tsy voatery mampiasa zava-maneno foana vao mahatafavoaka mozika tsara sy mahafinaritra. Noporofoin’ny tarika @Feo izany, tarika izay tsy mampiasa na inona na inona ankoatra ny feo amin’ny fanaovana mozika. Izay no atao hoe Accapella. Hiresadresaka mikasika izany indrindra izy dimy mirahalahy, mpikambana ao anatin’ny tarika Feo ao anatin’ny fandaharana Sandrify.



Musique : il est possible de produire du bon son sans pour autant utiliser des instruments de musique. Suivez l’interview du groupe Accapella Feo dans l’émission Sandrify.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter