La capitale de la région Atsimo Atsinanana se trouve à 789km de Tanà . La population locale vit dans le respect des traditions, dont le « fihavanana ». Cela inclut surtout le respect des personnes âgées : dans la prise de décision, pendant le repas ou lors de la réception d’invités.
789 kilometatra miala an’Antananarivo no misy ny renivohitry ny faritra Atsimo Atsinanana. Mbola miaina tanteraka anatin’ny fanajana ny fomba amam-panao ny mponina any. Anisan’izany ny fanajana ny fihavanana sy ny fizokiana. Ohatra, ny zokiolona no tompon’ny fanapahan-kevitra, misotro rano na misakafo mialohan’ny rehetra.