Ce dimanche 31 mai, la jeune Na-Hassi était en ligne avec Studio Sifaka. Tonihasina Gaëlle Néhémia de son vrai nom, elle est une de ces artistes qui s’arment de leurs plumes et de leurs mots pour toucher le cœur et la pensée de son auditeur. Développant l’amour pour la lecture et l’écriture depuis toujours, elle a su se faire un nom dans le monde du slam et de la poésie. 12 ans déjà qu’elle a enflammé diverses scènes de sa poésie et de son art. Ayant sorti son premier album audio en 2016, « Prozodik, l’hystérique et ses masques », Na-Hassi travaille en ce moment sur son tout premier livre.
Mitodika any amin’i Na-Hassi, na i Tonihasina Gaëlle Néhémia indray ny fandraisam-peon'ny Studio Sifaka androany. Poeta malagasy efa fanta-daza, indrindra eo amin’ny tontolon’ny slam i Na-Hassi. Efa 12 taona izy no teo amin’ny izay tontolon’ny asa-soratra izay. Anisan’ny mampiavaka azy ny fahaizany mitarika ny mpihaino sy mpamaky azy handinika sy hisaina lalina mahakasika ny lohahevitra izay resahany. Ny taona 2016 izy no namoaka ny raki-peony voalohany izay nampitondrainy ny lohateny hoe « Prozodik, l’hystérique et ses masques », ary amin’izao fotoana izao kosa i Na-Hassi dia mifantoka tanteraka amin’ny fanoratana ny bokiny voalohany.