La couleur de peau, le sexe, les convictions politiques ou religieuses, le handicap, l’âge ou l’origine ethnique... la liste des critères de discrimination est longue. Mais comment la diversité est-elle devenue une source de discrimination ? Pourquoi c’est si difficile de vivre avec des gens qui sont différents de nous ? Manoa Rakotoarison, fondateur du Civilian Madagascar s’exprime sur le sujet. Â
Ny firenena iray dia ivondronana sokajin’olona maromaro mety samy hafa fomba, kolontsaina, fiteny sy ny sisa. Tsy mora anefa ny miezaka miaina sy miara-monina anatin’izay fahasamihafana izay. Ary rehefa tsy voahaja izany dia lasa mitarika fanavakavahana na fanilikilihana. Inona ny toetra na fahaiza-miaina tokony hianarana manoloana ny olona tsy mitovy amin’ny tena ? Maneho hevitra i Manoa Rakotoarison, avy ao amin’ny Civilian Madagasikara.