La lumière est un élément essentiel quand on réalise un film. Elle dirige le regard du public sur ce qu'il doit voir dans une scène mais également sert à bien définir le contraste du film. Douce, dure, diffuse, etc. elle peut créer des sensations, voire de l'émotion dans le film. Les techniques d'installation de la lumière et de l'éclairage sont discutées entre le réalisateur et le directeur de la photographie bien avant le tournage.
Â
Anisan'ny singa manome fihetseham-po ny jiro sy ny hazavana amin'ny fanatontosana sarimihetsika. Entina anavahana tsara izay tokony ho toerana maizina sy mazava ihany koa izy ary entina isarihana ny mason'ny mpijery amin'izay tokony ho jereny. Misy fomba ametrahana azy ireo jiro eo am-panatontosana ilay sarimihetsika mba ahatongavana amin'ilay fihetseham-po ilaina. Resahan'ny mpanatontosa sarimihetsika sy ny tomponandraikitra an'izay lafiny izay mialoha izany rehetra izany.